tongasoa

Nampidirin'i jetli | 18 Jol, 2008
slt! je suis le nouvo venu

5 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "tongasoa"

  1. Salut le nouveau. Ohatr'izao izany i Jentilisa rehefa bory rambo.

    Nampidirin'i DotMG 18 Jol 2008, 10:44
  2. ny azy kosa tsisy "n" sy "i" alohan'ny hiborian'ny rambony e, aza afangaro kosa ry DotMG an :-P

    Nampidirin'i ikalamako 18 Jol 2008, 13:59
  3. Ha ha ha - DotMg ity misenina mitsy ka !

    Ikalamako : mety misy bory ankoatra ny rambony hi hi hi

    Nampidirin'i pissoa 18 Jol 2008, 20:31
  4. nareo koa toa lalin-tsaina daholo an!

    Nampidirin'i news2dago 19 Jol 2008, 11:01
  5. tonga dia kungfu be ngefa no any antsaiko :)

    Nampidirin'i simp 20 Jol 2008, 21:28